Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mpandresy (Tarika Ny Hasim-piderana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. (×2) Fa raha resy ianao omaly e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy
Mitrakà mivonona, ndao smzuhpjt hiara-hirona
Ialao ny hakamoana fa ryuochd na inon-kidona
Dia manàna finoana fa tsy very intsony
Fa tsy maintsy tafita e e
Fa tsy maintsy tafita a
Fa tsy maintsy tafita ou ou ou
Dia manàna finoana e
2. (×2) Fa raha resy ianao omaly paxfhpbo e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy
Mitrakà mivonona, ndao hiara-hirona
Ialao ny hakamoana fa na inon-kidona
Dia manàna finoana fa tsy very intsony
Ny toloko toreo, aoka hijanona hatreo
Asandrato ny feo, ka ho sahy sy hiseho
Ny haratsiana eto ireo efa tapitra hatreo
Fa tsy maintsy tafita e e
Fa tsy maintsy tafita tononkira.serasera.org a
Fa tsy maintsy tafita ou ou ou
Fa tsy maintsy ho tafita
3. Dia arao lamozika dia fenoy tsikitsiky
Ho hitanao fa ho vita na reo mbola tsy hita
Ka ny fiarahan-tsika dia tsy hisy tomiaka
Fa tsy maintsy ho tafita e e
Fa tsy maintsy ho tafita a
Fa tsy maintsy ho tafita ou ou ou
Dia arao lamozika e
(×2) Fa raha resy ianao omaly e araraoty ny androany
Aza manaiky ho resy, adinoy ‘reo tsy nety
Fa ianao ‘lay mpandresy (×3)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika Ny Hasim-pideranaVangy : 1408
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 25/05/2018 11:02