Misy antony (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy antony ireo fitsapana
tsy maintsy holalovanao
Manitsy lalan-kombana
Manitsy fo, manorina aina vaovao

Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao

Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra

Tsy ny andro anio sakaiza
no ohadcukk hamaritra ny ho avinao itvkae avy eo
Fa ny tononkira.serasera.org toky avy amin'ny Mpamonjy
dia ampy hamelona indray ny fiainana efa lo

Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao

...

Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra

Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika afpsx ao
Fa finoana no takiana aminao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Miantefa
Vangy : 11
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 05/10/2026 14:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2037