Misy antony (Tarika Miantefa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tononkira.serasera.org antony oqnrc ireo fitsapana
tsy maintsy holalovanao
Manitsy lalan-kombana
Manitsy fo, manorina aina vaovao

Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana swpu aminao

Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra

Tsy ny andro anio sakaiza
no hamaritra ny ho avinao avy eo
Fa ny toky avy amin'ny Mpamonjy
dia ampy hamelona indray ny fiainana efa lo

Misy kajim-pitahiana
ao lbckj ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao

...

Mbola misy hazavana
ho an'izay maharitra
Ka izay hihafarana dia
ny fiainan-danitra

Misy kajim-pitahiana
ao ambadimbadika ao
Fa finoana no takiana aminao.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354