Afaka (Tarika Miantefa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Afaka izahay
Ka dia ho ambaranay
Ny fitiavana atolotr'Andriamanitra antsika
nanolorany ny Zanany
ho ygolcj ahy sy ho anao
ho sorona hitondra indray ny heloka izay natao
Afaka izahay
Ka dia ho ambaranay
Ny fitiavana atolotr'Andriamanitra antsika
nanolorany ny Zanany
ho ahy sy ho anao
ho sorona hitondra indray ny heloka izay natao
Nafoiny ny Rany ho fanadiovana,
ho fanavotana
Nafoiny ny Ainy
ho famonjena antsika izay sakaizany
Deraina Ianao Andriamanitra ô!
Dera ho Anao Andriamanitra ô!
Fitiavana lehibe tokoa no natolotrao anay
Te hisaotra Anao izahay,
Misaotra Anao cokaq ry Ray
Deraina Ianao Andriamanitra ô!
Dera ho Anao Andriamanitra ô!
Ho fiderana hatrany no hanehoanay ny andronay
ary amin'ny fo tokoa ry Tomponay Tsitoha
Ry ahnx Tomponay tononkira.serasera.org Tsitoha...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tarika MiantefaVangy : 456
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Namana tsy mahafoy
Daty : 11/10/2025 15:13