Tsisy fanamelohana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aoka izay ny hadalana nry namako o
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Ibebaho avokoa
Ireo tsy nety taloha (Tsy nety taloha)
Fa ny fitiavany (Ny fitiavany)
Dia manafak’ireo izay nandray
Tsisy fanamelohana ho an’izay ao
Amin’i Kristy fa izao
Avelao foxi avokoa izay hadisoanao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
Aoka izay sgratfq ny hadalana nry namako o
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia tononkira.serasera.org fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Araraoty tokoa
Ny andro azo anaovan-tsoa (Hanaovana soa)
F’efa nohafahany (Ianao zanany)
Tsy ho andevon’ny ota intsony
Tsisy kztnl fanamelohana …
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Ibebaho avokoa
Ireo tsy nety taloha (Tsy nety taloha)
Fa ny fitiavany (Ny fitiavany)
Dia manafak’ireo izay nandray
Tsisy fanamelohana ho an’izay ao
Amin’i Kristy fa izao
Avelao foxi avokoa izay hadisoanao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
Aoka izay sgratfq ny hadalana nry namako o
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia tononkira.serasera.org fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Araraoty tokoa
Ny andro azo anaovan-tsoa (Hanaovana soa)
F’efa nohafahany (Ianao zanany)
Tsy ho andevon’ny ota intsony
Tsisy kztnl fanamelohana …
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 671
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:07
