Tsisy fanamelohana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Aoka izay ny hadalana nry namako o
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Ibebaho avokoa
Ireo tsy nety taloha (Tsy nety taloha)
Fa ny fitiavany (Ny fitiavany)
Dia manafak’ireo izay nandray
Tsisy fanamelohana ho an’izay ao
Amin’i Kristy fa cghb izao
Avelao avokoa izay hadisoanao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
Aoka izay ny hadalana nry namako o
Fa pjctml indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Araraoty tokoa
Ny andro azo anaovan-tsoa (Hanaovana soa)
F’efa nohafahany (Ianao fiocqyqr zanany)
Tsy ho andevon’ny ota intsony
Tsisy fanamelohana …
Fa indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Ibebaho avokoa
Ireo tsy nety taloha (Tsy nety taloha)
Fa ny fitiavany (Ny fitiavany)
Dia manafak’ireo izay nandray
Tsisy fanamelohana ho an’izay ao
Amin’i Kristy fa cghb izao
Avelao avokoa izay hadisoanao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
F’Ianao miaina lalàm-baovao
Aoka izay ny hadalana nry namako o
Fa pjctml indro Jesosy manantona anao
Dia fenoy fiderana ny androm-piainanao
Fa Izy hanome fiainam-baovao
Araraoty tokoa
Ny andro azo anaovan-tsoa (Hanaovana soa)
F’efa nohafahany (Ianao fiocqyqr zanany)
Tsy ho andevon’ny ota intsony
Tsisy fanamelohana …
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 669
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 16:07
