Te-hahita Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miantso anao zahay ry Tompo ?
Maniry te hahita anao
Ny tavanao no irinay tokoa tononkira.serasera.org
Hamiratra anoloanay (anoloanay)
Takony avokoa ' reo ota
Mba tsy ho hitan'ireto masoko
F'Ianao ihany Jesosy ô!
No aoka ho tazako .
Fa na ny fahoriana na ny fijalijaliana
Ho lybo foana maivamaivana avokoa raha ao Ianao Jesoa
Ho feno hamamiana sy ho fifalifaliana
Ny hira no dradradradraiko fa nahita anao .
2- Fa fototry ny fahotana
Ny fanalavirana anao
Manimba koa ny hadalana
Fanaon'izao tontolo izao ('zao tontolo izao)
Ndrao tonga tampoka Ianao Tompo
Hitsara izay rehetra natao, nataoko
'Zay mety ota no ialako,
ialako izao .
Fa na ny fahoriana na ny fijalijaliana
Ho foana maivamaivana avokoa wedixuh raha ao Ianao Jesoa
Ho feno hamamiana sy ho fifalifaliana tukt

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 3298
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Herizo15
Daty : 08/05/2020 08:52