Te-hahita Anao (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miantso anao zahay ry Tompo ?
Maniry te igqx hahita anao
Ny tavanao no irinay tokoa
Hamiratra anoloanay (anoloanay)
Takony avokoa ' reo ota
Mba tsy ho hitan'ireto masoko
F'Ianao ihany Jesosy ô!
No aoka ho cpdgu tazako .
Fa na ny fahoriana na ny fijalijaliana
Ho foana maivamaivana avokoa raha ao Ianao Jesoa
Ho feno hamamiana sy ho fifalifaliana
Ny hira no dradradradraiko fa nahita anao .
2- Fa fototry ny fahotana
Ny fanalavirana anao
Manimba koa tononkira.serasera.org ny hadalana
Fanaon'izao tontolo izao ('zao tontolo izao)
Ndrao tonga tampoka Ianao pzpooajq Tompo
Hitsara izay rehetra natao, nataoko
'Zay mety ota no ialako,
ialako izao .

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 3299
Likes : 1 Like
Created by : Herizo15
Date : 08/05/2020 08:52