Tantano re! (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko mba henoy fa mitaraina rjkeveqp ireto zanakao
Miangavy sy mitalaho Aminao henoy ny vavakay
Ity tany ity mba tahio
Fa ampy ho anay raha ny xuas Fahasoavanao
Zarao fa tena mila izany
Afaho ireo mijaly, fafao ireo tomany

Ampianaro anay fa ny wivfo Tokana ialan’ny olana (Anaro fa)
Dia tsisy afa-tsy Ianao Jesosy (Tsisy afa-tsy Jesosy)
Ilay Kapiteny

Fiverenana :
Miangavy Anao, ela izay niafiana izay
Mba mitalaho Aminao tantano re! Fa mila Anao zahay
Miangavy Anao, ampy izay fijaliana izay
Mba mitalaho Aminao tantano re! Fa mila Anao zahay

Jesosy oh hatsaharo ireo adiady mampisaraka
Miangavy Anao aleo hitambatra ho iray izahay
Mba harotsay ny Fanahy Masina
Mba hampitony ireo izay entim-po
Mba ho fantany fa Ianao Tsitoha
No Tokana Filoha amin’ny fiainanay

Ampianaro anay fa tononkira.serasera.org ny Tokana ialan’ny olana (Anaro fa)
Dia tsisy afa-tsy Ianao Jesosy (Tsisy afa-tsy Jesosy)
Ilay Kapiteny

Fiverenana : Miangavy Anao …

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tanora Masina Itaosy
Vangy : 1107
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481