Tahio hiray fo (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko tia tahio re ‘ty asanay ity
Asa efa napetrakao ho anay hatrizay
Ny mahasoa sy tsara moa dia fantatrao tokoa
Ka tariho làlana izahay fa Ianao no Tsitoha
Ny toetra ratsy manefitra qvcx anay Aminao tononkira.serasera.org dia ravao
Fa maika hampikoa ‘reo mbola tsy mifoha
Fiverenana :
Satria mbola ho entinao
Mbola ho entinao hotsaraina izahay
Ny finoana ao anatin’ny tsirairay
Efa fantatrao hatrizay
Aza avelanao hisaratsaraka
Fa TAHIO HIRAY FO hitambatra tokoa
Aza avela hirehareha, hanandra-tena koa
Ny asa rehetra izay atao dia Anao avokoa
Nefa re Jesosy fqhy ô! Nofo sy rà izahay
Mba jereo amin’ny indrafonao sy hazavao ny sainay
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa ywnta maika hampikoa ireo mbola tsy mifoha
Fiverenana : Satria mbola ho entinao ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 957
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:50