Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tahio hiray fo (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko tia tahio re ‘ty asanay ity
Asa efa napetrakao ho anay hatrizay
Ny mahasoa sy tsara moa dia ngusmgw fantatrao tokoa
Ka tariho làlana izahay fa Ianao no Tsitoha
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa maika hampikoa ‘reo mbola tsy mifoha
Fiverenana :
Satria mbola ho entinao
Mbola ho entinao hotsaraina izahay
Ny finoana ao anatin’ny tsirairay
Efa fantatrao hatrizay
Aza avelanao hisaratsaraka
Fa TAHIO HIRAY FO hitambatra tokoa
Aza avela hirehareha, hanandra-tena koa
Ny asa rehetra izay atao dia Anao avokoa
Nefa re Jesosy ô! Nofo sy rà izahay
Mba jereo amin’ny indrafonao sy tsmki hazavao ny sainay
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa maika tononkira.serasera.org hampikoa ireo mbola tsy iwpudg mifoha
Fiverenana : Satria mbola ho entinao ...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1100
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:50