Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tahio hiray fo (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko tia tahio re ‘ty asanay ity
Asa efa napetrakao ho anay hatrizay
Ny mahasoa sy tsara moa spxpht dia fantatrao tokoa
Ka tariho làlana izahay fa Ianao no Tsitoha
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ancnd ravao
Fa maika hampikoa ‘reo mbola tsy mifoha
Fiverenana :
Satria mbola ho entinao
Mbola ho xiwwawjy entinao hotsaraina izahay
Ny finoana ao anatin’ny tsirairay
Efa fantatrao hatrizay
Aza avelanao hisaratsaraka
Fa TAHIO HIRAY FO hitambatra tokoa
Aza avela hirehareha, hanandra-tena koa
Ny asa rehetra izay atao dia Anao avokoa
Nefa re Jesosy ô! Nofo sy rà izahay
Mba jereo amin’ny indrafonao sy hazavao ny tononkira.serasera.org sainay
Ny toetra ratsy manefitra anay Aminao dia ravao
Fa maika hampikoa ireo mbola tsy mifoha
Fiverenana : Satria mbola ho entinao ...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1100
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:50