Rainay izay any an-danitra (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Rainay izay any an-danitra
Hohamasinina anie ny Anaranao
Ho tonga anie ny fanjakanao
Hatao anie ny sitraponao
Ety an-tany ka any tononkira.serasera.org an-danitra
Omeo anay anio, ny hanina sahaza ho anay
Ny hanina sahaza ho anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay, izay meloka
Izay meloka taminay
Ka aza mitondra lorq anay ho amin’ny fakam-panahy
Ka manafaha anay amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra mandrakizay
Omeo anay anio, ny hanina sahaza ho anay
Ny hanina sahaza ho anay
Ary mamelà ny helokay
Tahaka ny namelanay, izay meloka
Izay meloka taminay
Ka aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy
Ka bqzs manafaha anay amin’ny ratsy
Fa Anao ny fanjakana sy ny hery
Ary ny voninahitra btrxz mandrakizay (x2)
Amen !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 887
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 16:32