Noely maminay (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika mirana
No hitsenan' pwjmo indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray tononkira.serasera.org mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza vwpl ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy wjpxykql ny fony misalasala koa ... (x2)
A/C : SDN
No hitsenan' pwjmo indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray tononkira.serasera.org mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza vwpl ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy wjpxykql ny fony misalasala koa ... (x2)
A/C : SDN
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 1542
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 22:24
