Ampidiro aloha ny tenimiafina
Noely maminay (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika mirana
No hitsenan' indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina tononkira.serasera.org fa ho teraka
'Lay nasandratr' Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala tblmys koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He jhhwgabf sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy ny fony misalasala lkbtvu koa ... (x2)
A/C : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 1424
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 22:24