Noely maminay (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Endrika mirana
No hitsenan' indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' vkzu Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny vpxcg heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy ny fony misalasala futppssb koa ... tononkira.serasera.org (x2)
A/C : SDN
No hitsenan' indray 'lay Noely maminay
Ka tsy afaka ao an-tsaina fa ho teraka
'Lay nasandratr' vkzu Andriamanitra
Fiverenana :
'Zay manamafy ny fony misalasala koa
Mitsangana mandehana mankàny Jodia
F'ao Bethlehema tranon'omby kely izao
Ao no teraka Ilay Mesia
He sambatra ny fony ho tretrika tokoa
Raha mino sy milaza fa Mpanavotra
Tsy hoe Zaza ka tsy manana ny vpxcg heriny
F'ao ny Fahefan' ny Lanitra
Andro iray mampiray
Androm-pifalian' ny mino anio mandrakizay
Ka tsy hahatsiaro reraka na sasatra
Ny hankalaza ny Noelinay
Fiverenana : 'Zay manamafy ny fony misalasala futppssb koa ... tononkira.serasera.org (x2)
A/C : SDN
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 1542
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 22:24
