Hafa ny taloha (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho tonga saina ihany raha nanontany
Tomany ve no ho fwqmujbi asetriko izany fianana an-tany ?
Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany
Dia handany andro hiondrika eto ihany fa hoe ambany
Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre"
Ka anio e, hifonako avokoa
Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha
Ho fadiako e, ny hamoy fo
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko
Ho anao izay mbola gejain'izao fiainana izao
Injao mandona ka mba vahao Ilay tsy mandao
Ialao ny tahotrao tononkira.serasera.org ô, f'Izy no ao
Andao fa miandry ny anjaranao, fiainam-baovao
Jesosy mantsy raha manome dia fiainana sady be dia be
Haizin'io e, dia mbola hisava ihany
K'aza mitomany fa fianana izany, mirosoa hatrany
Ka valio hoe :"HAFA NY TALOHA",

TANORA MASINA Itaosy
A/C gbcyfk : ipebd LovaN

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 11042
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Miarfenitra
Daty : 25/10/2022 19:27