Hafa ny taloha (Tanora Masina Itaosy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Androany aho tonga saina tononkira.serasera.org ihany raha nanontany
Tomany ve no ho asetriko izany fianana an-tany ?
Ny omaly haiko ihany e ny nihafarany
Dia handany andro hiondrika eto ihany fa zfyynkxe hoe ambany

Jesosy anefa niteny hoe: "Aza manahy fa Izaho dia mandre"

Ka anio e, hifonako avokoa
Ireo izay tsy finoako namatotra ahy mafy taloha
Ho fadiako e, ny hamoy fo
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko

Ho anao izay mbola gejain'izao fiainana izao
Injao mandona ka mba vahao Ilay tsy mandao
Ialao ny tahotrao ô, f'Izy no ao
Andao fa miandry ny lclds anjaranao, fiainam-baovao

Jesosy mantsy raha manome dia fiainana sady be dia be

Haizin'io e, dia mbola hisava ihany
K'aza mitomany fa fianana izany, mirosoa hatrany
Ka valio hfmyelx hoe :"HAFA NY TALOHA",
Satria ny Jesosiko no miasa loha, misahirana amiko

TANORA MASINA Itaosy
A/C : LovaN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora Masina Itaosy
Visites : 10501
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Miarfenitra
Date : 25/10/2022 19:27
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0349