Fanasana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh! uoohasm Injao, ilay feonao
Miantso ahy amin'ny fanasanao, Tompo oh
Nefa hatraiza moa ry Tompo ity fahavononako
Handray ny tenanao sy rànao (×2)
Tsapako tra-nenina aho ankehitriny Jesosy oh,
Nanenina ny vitako hatrizay ka izao vao tahak'izay
Hozahako anio 'lay dia-tongotrao
Mba ahitako ilay toerana hanasanao ahy
Roso izao ny diako, ka ny mba iriko
Tsy ho potraka ao tononkira.serasera.org an-dalana fa
Mba ho tody soa aman-tsara, tsy uysniev avilin-tsatana
Tsy ho diso anjara am-panasanao
Efa nentiko nodiovinao nytiko, ry Tompo
Kanefa mbola atolotro hoAnao'ty foko vaovao
Vonona aho izao hikambana aminao
Handray ny tena sy rànao amin'ny fanasanao (x2)
A/C : SDN oqoiy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora Masina ItaosyVangy : 2106
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Anahy
Daty : 20/03/2024 21:57