Fanasana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh! Injao, ilay feonao
Miantso ahy amin'ny fanasanao, Tompo oh
Nefa hatraiza moa ry Tompo ity fahavononako
Handray ny tenanao sy rànao tononkira.serasera.org (×2)
Tsapako tra-nenina aho ankehitriny Jesosy nehwdgsd oh,
Nanenina ny vitako hatrizay ka izao vao tahak'izay
Hozahako anio 'lay dia-tongotrao
Mba ahitako ilay toerana hanasanao ahy
Roso izao ny diako, ka ny geupg mba iriko
Tsy ho potraka ao an-dalana fa
Mba ho vvwv tody soa aman-tsara, tsy avilin-tsatana
Tsy ho diso anjara am-panasanao
Efa nentiko nodiovinao nytiko, ry Tompo
Kanefa mbola atolotro hoAnao'ty foko vaovao
Vonona aho izao hikambana aminao
Handray ny tena sy rànao amin'ny fanasanao (x2)
A/C : SDN

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora Masina ItaosyVisites : 2105
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Anahy
Date : 20/03/2024 21:57