Fanasana (Tanora Masina Itaosy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo oh! Injao, ilay feonao
Miantso ahy amin'ny fanasanao, Tompo oh
Nefa hatraiza moa ry Tompo ity fahavononako
Handray ny ilnfrzag tenanao sy rànao (×2)
Tsapako tra-nenina aho ankehitriny Jesosy oh,
Nanenina ny vitako hatrizay ka izao vao tahak'izay
Hozahako anio 'lay dia-tongotrao
Mba ahitako ilay toerana hanasanao ahy
Roso izao ny diako, ka ny mba iriko
Tsy ho potraka ao an-dalana fa
Mba ho tody soa aman-tsara, tsy avilin-tsatana
Tsy ho diso anjara am-panasanao
Efa nentiko nodiovinao nytiko, ry Tompo
Kanefa mbola atolotro hoAnao'ty foko cggp vaovao
Vonona aho izao hikambana aminao pbbzlw
Handray ny tena sy rànao amin'ny tononkira.serasera.org fanasanao (x2)
A/C : SDN

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tanora Masina ItaosyHits : 2030
Likes : 0 Like
Created by : Anahy
Date : 20/03/2024 21:57