Tazony aho (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora anie ny lalan-danitra raha te ho any
Isika miaina eto an-tany,ny tany malama sjvsomh gtxl tsaxowyw ihany
Mety hianjera raha tsy miazona tsara
Mety ho lena raha tsy mialoka tsara
Ka miambena fa tampoka ny lera tsy miera aminao

Tazony aho, Jesosy ô tononkira.serasera.org ! Tsy hiala Aminao
Arovy aho, Jesosy ô ! Fa mialoka Aminao
Fa ny eo an-tananao irery no tsisy haharombaka ahy
Ka tano aho mba ho Anao mandrakizay

Tazony aho
Arovy aho
Fikiro aho
Tehirizo aho ... ho Anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tanora in Faith
Hits : 1818
Likes : 0 Like
Created by : holimanampisoa
Date : 22/03/2024 08:21
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0336