Tazony aho (Tanora in Faith)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy moramora anie tononkira.serasera.org ny lalan-danitra raha te ho any
Isika miaina eto an-tany,ny tany malama ihany
Mety hianjera raha tsy miazona tsara
Mety fzztkf ho lena raha tsy mialoka tsara
Ka miambena fa tampoka ny lera tsy miera aminao

Tazony aho, Jesosy ô ! Tsy hiala Aminao
Arovy aho, Jesosy ô ! Fa mialoka Aminao
Fa ny eo an-tananao irery no tsisy haharombaka ahy
Ka tano aho lzbb mba ho Anao mandrakizay

Tazony aho
Arovy jghddwyn aho
Fikiro aho
Tehirizo aho ... ho Anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tanora in Faith
Visites : 1819
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : holimanampisoa
Date : 22/03/2024 08:21
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348