Ampidiro aloha ny tenimiafina
Karakarao (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatro raha fantatrao, tsy aiko aloha raha tsapanao
Fa mikorontana tanteraka tononkira.serasera.org izao tontolo izao
Tsy aiko raha mba itanao ve izany, tsy aiko raha mba enonao ihany
Fa mikorontana ambony ambany ny fiainana eto an-tany e
Ny Tompo efa nilaza izany fpojq ao anaty baiboly
Fa any am-parany any hoy twbgm ny teny dia hisy andro mahory
Ka araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa ratsy izao fiainana izao
Ho tia tena, ho tia vola ny olona eto amin'izao tontolo izao
Karakarao ny fanahy, homano ny mandrakizay
Fa izay vonona ihany no tsy hiaina an'izany
Tokana ny famonjena: mibebaka dia manolotena
Ho an'i Jesosy, wrxiiwh tsy teriterena
Raha te handositra ny fahatezeran'Andriamanitra
Ataovy azo antoka fa ho any an-danitra
A/C : Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/07-karakarao-tif

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tanora in FaithVangy : 2337
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Infaith
Daty : 11/09/2017 07:41