Karakarao (Tanora in Faith)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fantatro raha fantatrao, tsy tononkira.serasera.org aiko aloha raha tsapanao
Fa mikorontana tanteraka izao tontolo izao
Tsy aiko raha mba itanao ve izany, tsy aiko raha mba enonao ihany
Fa mikorontana ambony ambany ny fiainana eto an-tany e
Ny Tompo efa nilaza izany ao anaty baiboly
Fa any am-parany any hoy ny teny dia hisy andro mahory
Ka araraoty ny andro azo hanaovan-tsoa fa ratsy izao fiainana izao
Ho tia tena, ho tia vola ny olona eto amin'izao zdogtlbx tontolo izao
Karakarao ny pioe fanahy, homano ny mandrakizay
Fa izay vonona ihany no tsy hiaina an'izany
Tokana ny famonjena: mibebaka dia manolotena
Ho an'i Jesosy, tsy teriterena
Raha te pshbpb handositra ny fahatezeran'Andriamanitra
Ataovy azo antoka fa ho any an-danitra
A/C : Isaia RABEARINTSOA
https://soundcloud.com/tanorainfaith/07-karakarao-tif

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tanora in FaithVisites : 2336
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Infaith
Date : 11/09/2017 07:41