RY TANORAM-PANDROSOANA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry tanoram-pandrosoana,
Ry tanora ankehitrio,
Zao no mwjcrqn androm-pijoroana
Ka tsarovy, tadidio
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga sabatry ny dfnca tena
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena, tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga tononkira.serasera.org sabatry ny tena, sabatry ny tena
Raha izany no ho vita
Raha izany no ho vita,
Mahatokia fa frkk ho tafita;
Mahatokia fa ho tafita
Ka na tapitra aza ny aina
Tsara vatsy sombinaina
Ry tanora ankehitrio,
Zao no mwjcrqn androm-pijoroana
Ka tsarovy, tadidio
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga sabatry ny dfnca tena
Androm-pahatanoràna
Io no tena volamena, tena volamena
Raha miaro hatsaràna
Tonga tononkira.serasera.org sabatry ny tena, sabatry ny tena
Raha izany no ho vita
Raha izany no ho vita,
Mahatokia fa frkk ho tafita;
Mahatokia fa ho tafita
Ka na tapitra aza ny aina
Tsara vatsy sombinaina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 2063
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 21/06/2012 08:10
