Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIORENA TSARA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa akaiky ilay tononkira.serasera.org andro hiavian'ny Tompo izao
Efa ho avy ny fotoana hitsaharana amin'izay
Amin'izay fotoana izay no hamaliana ny asanao
Hijinjana izay hvpksrw natao teto an-tany hatrizay
Efa akaiky ilay andro handaozanao izao nofo izao
Efa ho trbkwtue avy ny fotoana hodiana vovoka indray
Amin'izay fotoana izay tsy hisy intsony ny azo atao
Eo no hiandrasanao ilay fitsaràna iray
Ka mba faniriako raha toa ka mety ianao
Miambena tsara, tano ny finoanao
Tena fifaliako raha toa ka ynalh sitrakao
Dia isika izao hifampitantana ho ao
Miorena tsara, aza miova
Oh, miasà mijoroa
Fa efa ho avy ny Tompo handray ny azy
Ka dia miomàna izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3048
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 18/08/2010 10:32