Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIORENA TSARA (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa akaiky ilay andro hiavian'ny Tompo izao
Efa ho avy ny fotoana tononkira.serasera.org hitsaharana amin'izay
Amin'izay kurxqeo fotoana izay no hamaliana ny asanao
Hijinjana izay natao teto an-tany hatrizay
Efa akaiky ilay andro handaozanao izao nofo izao
Efa ho avy ny fotoana hodiana vovoka indray
Amin'izay fotoana izay tsy hisy intsony ny azo atao
Eo no hiandrasanao ilay fitsaràna iray
Ka mba faniriako raha toa ka mety ianao
Miambena tsara, tano ny finoanao
Tena kxwf fifaliako raha toa ka sitrakao
Dia isika izao hifampitantana ho ao
Miorena tsara, zevynool aza miova
Oh, miasà mijoroa
Fa efa ho avy ny Tompo handray ny azy
Ka dia miomàna izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAHits : 3109
Likes : 0 Like
Created by : pinou
Date : 18/08/2010 10:32