Ampidiro aloha ny tenimiafina
FA TSARA NY MIHIRA (Salamo 147) (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Haleloia tononkira.serasera.org fa tsara ny mihira
Ho an'Andriamanitsika !
Haleloia avia mihirà Fideràna ho an'i Jehovah
Manandràta feo mankalazà Fa lehibe ny Tompontsika
Izay nanao ny ranon'orana Nampaniry koa ny ahitra
Mahasitrana ny ferinao Sy mahavoky vary tsara anao
Mankalazà an'Andriamanitsika Amin'ny lokanga sy ny dihy
Ka venteso ny hira araho mozika Dia qlveg andeha isika hiara-dia
Hankalaza ny Ray
Fa tsara ny mihira
(Tena tsara tokoa raha vokatry ny fo
Ny mihira fideràna ho an'ny Tompo Tsitoha)
Ho an'Andriamanitra
(Fa ny hira fideràna sy ny fankalazàna
No hasandrato hanakoako hanerana ny tontolo)
Mamy sady mendrika
Eny mamy sady mendrika
Ireo fideràna...
Derao Andriamanitrao ry ziona
(fa lehibe ny Tompontsika)
Hasandrato hatrany ny soqv Anarany
(Derao ny Tompo)
Tsy hita lany ny fahalalàny
(Fa) Lehibe ny voninahiny
Mandrakizay ny famindrampony
(Fa) Lehibe ny voninahiny
Tsara indrindra(fa bbktsse tsara) ny mihira fideràna ho anao
Jehovah mahery, derainay Ianao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 4184
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:23