Ampidiro aloha ny tenimiafina
AMPIANARO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ampianaro aho tononkira.serasera.org hahalala sy hankato izay sitrakao
Ampianaro tsy hisalasala fa azo antoka ny herinao
Ampianaro aho ry Jesoa tia tsy hanadino ny famonjenao
Ampianaro koa tsy hania fa mba hahay hifikitra Aminao
Tsy nanenenako ry Jesoa Tompo ny nanekeko lsdygtc ho tarihinao
Fa nanome hery hatrany ny finoako
Ny jzbcxcry fitahiana efa natolotrao
Na dia tsy takatry ny saiko aza izay fomba fitantananao
Inoako hatrany f'izay no sahaza
Satria mahatoky ny fitiavanao
Ampianaro aho hanetry tena
Raha misy fahasoavana azoko
F'Ianao no loharanom-pandresena
Izay nihavian'ny sedyno fifaliako
Ampianaro aho ho sahy hijoro
Ka hanambara ny fitiavanao
Fa ny finoana ano tsy hikoro
Ho an'izay manao ny asanao
Ampianaro aho hahazaka
Izay fitsapàna mihatra amiko
F'Ianao ilay Mpanjakan'ny mpanjaka
No mpiandry tsara ho an'ny fiainako
Ampianaro tsy hisalasala fa azo antoka ny herinao
Ampianaro aho ry Jesoa tia tsy hanadino ny famonjenao
Ampianaro koa tsy hania fa mba hahay hifikitra Aminao
Tsy nanenenako ry Jesoa Tompo ny nanekeko lsdygtc ho tarihinao
Fa nanome hery hatrany ny finoako
Ny jzbcxcry fitahiana efa natolotrao
Na dia tsy takatry ny saiko aza izay fomba fitantananao
Inoako hatrany f'izay no sahaza
Satria mahatoky ny fitiavanao
Ampianaro aho hanetry tena
Raha misy fahasoavana azoko
F'Ianao no loharanom-pandresena
Izay nihavian'ny sedyno fifaliako
Ampianaro aho ho sahy hijoro
Ka hanambara ny fitiavanao
Fa ny finoana ano tsy hikoro
Ho an'izay manao ny asanao
Ampianaro aho hahazaka
Izay fitsapàna mihatra amiko
F'Ianao ilay Mpanjakan'ny mpanjaka
No mpiandry tsara ho an'ny fiainako
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVangy : 3389
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : pinou
Daty : 11/08/2010 10:13
