AMPIANARO (TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yryfskep Ampianaro aho hahalala sy hankato izay sitrakao
Ampianaro tsy hisalasala fa azo antoka ny herinao
Ampianaro aho ry Jesoa tia tsy hanadino ny famonjenao
Ampianaro koa tsy hania fa mba hahay hifikitra Aminao
Tsy nanenenako ry Jesoa Tompo ny nanekeko ho tarihinao
Fa nanome hery hatrany ny finoako
Ny fitahiana efa natolotrao
Na dia tsy takatry ny saiko aza izay fomba fitantananao
Inoako tbimfqbf hatrany f'izay no sahaza
Satria mahatoky ny fitiavanao
Ampianaro aho hanetry tena
Raha misy fahasoavana azoko
F'Ianao no loharanom-pandresena
Izay nihavian'ny fifaliako
Ampianaro aho ho sahy hijoro
Ka hanambara ny fitiavanao
Fa ny finoana ano tsy hikoro
Ho an'izay manao ny asanao
Ampianaro aho hahazaka
Izay fitsapàna mihatra amiko
F'Ianao ilay Mpanjakan'ny kbsv mpanjaka
No tononkira.serasera.org mpiandry tsara ho an'ny fiainako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TANORA FANANTENANA ATSIMON'IMAHAMASINAVisites : 3528
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pinou
Date : 11/08/2010 10:13