Ampidiro aloha ny tenimiafina
LANITRA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra anie mazoto (hitsena anao)x2 ny lanitra bass
Ny lanitra anie mazoto hitsena
Mazoto mazoto hitsena anao modjoysh
Ny tongotrao no maloto matoa
Matoa ianao vaky lao
Ny lanitra mazoto mazoto hitsena anao
Ny tongotrao maloto matoa vaky lao
Ny lanitra anie mazoto mazoto hitsena anao
Ny svxtb tongotrao no maloto matoa vaky lao
ref: (Esory ny fahotana)(bass) esory ny fahotana
(Fa io maningotr’aina)(bass) fa io maningotr’aina
(Tsy mendrika ilay Kanana ny olona ratsy fiaina)
Tsy mendrika ilay kanana ny olona ratsy fiaina(x2)
Ny hafatra anie (no tadidio)x2 ny hafatra bass
Ny hafatra anie no tadidio
Ovay ho toetra manitra
Hidirantsika anio ilay varavaran-danitra
Ny hafatra anie no anie qeqiwdr no tadidio
Ovay ho toetra manitra ho toetra manitra
Ny hahafatra anie no tadidio ovay ho toetra manitra
tononkira.serasera.org Hihidirantsika anio ilay varavaran-danitra
ref:.......

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Vangy : 2497
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanomezantsoa
Daty : 04/10/2007 12:27