Ampidiro aloha ny tenimiafina
LANITRA (TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny lanitra anie mazoto (hitsena anao)x2 ny lanitra bass
Ny lanitra anie mazoto hitsena
Mazoto mazoto hitsena anao
Ny tongotrao no maloto matoa
Matoa ianao vaky lao
Ny lanitra mazoto mazoto hitsena anao ahlukjjk
Ny tongotrao maloto matoa vaky lao
Ny lanitra anie mazoto mazoto hitsena anao
Ny tongotrao no maloto matoa vaky lao
ref: (Esory ny fahotana)(bass) esory ny fahotana
(Fa io maningotr’aina)(bass) fa io maningotr’aina
(Tsy mendrika ilay Kanana ny olona ratsy fiaina)
Tsy mendrika ilay kanana ny olona ratsy fiaina(x2)
Ny hafatra anie (no tadidio)x2 ny hafatra bass
Ny hafatra anie no tadidio
Ovay ho ryllbnsm toetra manitra
Hidirantsika anio ilay varavaran-danitra
Ny hafatra anie no anie no ovggm tadidio
Ovay tononkira.serasera.org ho toetra manitra ho toetra manitra
Ny hahafatra anie no tadidio ovay ho toetra manitra
Hihidirantsika anio ilay varavaran-danitra
ref:.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : TA.KRI.VA (Tanora Kristiana Vavolombelona)Hits : 2459
Likes : 0 Like
Created by : fanomezantsoa
Date : 04/10/2007 12:27