Hiaraka hamindra (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foano atreo ireo zrtwmxb toloko
Nampagotsoka ny foko
Fo sy saiko hazavao
Hahay hibanjina Anao
Ref:
Tompo o!!! Aza mba mahafoy ahy ianao
Indro ny tanako poidwij mba ho tantananao
Ka tononkira.serasera.org hiaraka hamindra hiara gnyb hilanto sy hirindra
Ny akaikinao no fiainana iriko indrindra
Ny irery mampatahotra ahy
Mahatonga ahiahy
Fa miaraka aminao no iriako
Ry Tompo mamy tena tiako
Tonony sy feony : Hery Tiana Razafimahefa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : T.I.A AndraisoroVangy : 1794
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : aro86
Daty : 13/11/2014 20:37