Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiaraka hamindra (T.I.A Andraisoro)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Foano tononkira.serasera.org atreo ireo toloko
Nampagotsoka ny foko
Fo sy saiko hazavao
Hahay qidbily hibanjina Anao
Ref:
Tompo o!!! Aza mba mahafoy ahy ianao
Indro ny tanako mba ho dobx tantananao
Ka hiaraka hamindra hiara hilanto sy hirindra
Ny akaikinao no fiainana iriko indrindra
Ny irery mampatahotra ahy
Mahatonga ahiahy
Fa miaraka aminao no iriako
Ry Tompo mamy tena tiako
Tonony sy sbvvmyi feony : Hery Tiana Razafimahefa
Nampagotsoka ny foko
Fo sy saiko hazavao
Hahay qidbily hibanjina Anao
Ref:
Tompo o!!! Aza mba mahafoy ahy ianao
Indro ny tanako mba ho dobx tantananao
Ka hiaraka hamindra hiara hilanto sy hirindra
Ny akaikinao no fiainana iriko indrindra
Ny irery mampatahotra ahy
Mahatonga ahiahy
Fa miaraka aminao no iriako
Ry Tompo mamy tena tiako
Tonony sy sbvvmyi feony : Hery Tiana Razafimahefa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : T.I.A AndraisoroHits : 1793
Likes : 0 Like
Created by : aro86
Date : 13/11/2014 20:37
