ny mandrakizay (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao ho tononkira.serasera.org lo
Ka aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho avy ny andro iray
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia ho rava
K’aza manjehy ny nsbazjpu andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny fwcjj mpanota dia wqqxi tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
Ka aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho avy ny andro iray
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia ho rava
K’aza manjehy ny nsbazjpu andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny fwcjj mpanota dia wqqxi tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVangy : 302
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : zorandrianarijaona
Daty : 07/10/2025 10:10
