ny mandrakizay (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao ho lo
Ka nbnnwrwj aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho avy ny andro iray
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY hfplz MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia coew ho rava
K’aza manjehy ny tononkira.serasera.org andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny mpanota dia tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
Ka nbnnwrwj aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho avy ny andro iray
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY hfplz MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia coew ho rava
K’aza manjehy ny tononkira.serasera.org andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny mpanota dia tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVisites : 332
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 10:10
