Ampidiro aloha ny tenimiafina
hevero (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hevero ny asianao ny tongotrao
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina (x02)
Tapaho ny hevitrao dieny izao
Tsy ho ela dia ho avy ny fanjakany
Tsarovy mandalo ‘zao teny ‘zao
Araraoty fitiavany anao yragk izany (x02)
Hevero ny asianao tononkira.serasera.org ny tongotrao
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina
2. Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany (x02)
Fiainana ratsy ety an-tany
No indro toa mbola ifikiranao
‘Lay ho avy mamiratra an-danitra any
Maimaim-poana fa toa wrpghtka andosiranao (x02)
Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany
Tsy amidiny tsy mba asiany xtfyf sarany (x03)
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina (x02)
Tapaho ny hevitrao dieny izao
Tsy ho ela dia ho avy ny fanjakany
Tsarovy mandalo ‘zao teny ‘zao
Araraoty fitiavany anao yragk izany (x02)
Hevero ny asianao tononkira.serasera.org ny tongotrao
Fa ratsy ny lalana izay diavina
Ny ho tsara fiafara no mba katsaho
Ny tavan’ny Tompo ‘ndray mba tadiavina
2. Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany (x02)
Fiainana ratsy ety an-tany
No indro toa mbola ifikiranao
‘Lay ho avy mamiratra an-danitra any
Maimaim-poana fa toa wrpghtka andosiranao (x02)
Ny fiainana an-tany dia mora lany
Tsy maharitra ela fa misy farany
Fahasoavan’i jeso tsy ritra izany
Tsy amidiny tsy mba asiany sarany
Tsy amidiny tsy mba asiany xtfyf sarany (x03)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVangy : 376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zorandrianarijaona
Daty : 07/10/2025 07:58
