ny mandrakizay (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao rehetra izao ho lo
Ka aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho rsgrzai avy ny andro iray
Ianao tononkira.serasera.org ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia ho rava
K’aza manjehy ny tzdq andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny mpanota dia tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao uzxdka ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
Ka aza hamafisina ny fo
Dia andeha re katsaho ny soa
Fa ho rsgrzai avy ny andro iray
Ianao tononkira.serasera.org ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Izao tany izao dia ho rava
K’aza manjehy ny tzdq andro ho lava
Mandehana amin’ny mazava
Fa ho avy ny andro iray
Ny mpanota dia tsy handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Mandrapihaviny dia izao
Tano mafy izay anananao
‘Lay Jesoa no miteny anao
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY (x02)
Fa amin’izay fotoana izay
Ianao uzxdka ho isan’ny handray
‘LAY MANDRAKIZAY
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAHits : 301
Likes : 1 Like
Created by : zorandrianarijaona
Date : 07/10/2025 10:10
