Ampidiro aloha ny tenimiafina
tsy hahalala sasatra (SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Tompo mahery
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery
Sy nomena tanjaka
Tsy nrdpv ho kivy ary koa tsy ho rcrq ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, tononkira.serasera.org Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy ybft Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
Mpanjakan'ny lanitra
Namoron'izao rehetra izao
Ho fonenana mahafinaritra
Dia lay Jesoa Ilay fitiavana tena maharitra
Mitondra fiadanana sy fifaliana
Ao anatin'ny sarotra
Isika rehetra dia nomena hery
Sy nomena tanjaka
Tsy nrdpv ho kivy ary koa tsy ho rcrq ketraka
Fa tena olona miavaka
Dia Lay finoana, tononkira.serasera.org Ilay finoana
Sy ny asan'ny vavaka
Isika rehetra miaraka amin'ny Tompo
Ka tsy hahalala sasatra
Ianao 'zay voagejan'ireo rendrarendra
Sy ny fidoroana
Aza miandry intsony
Fa efa ho tonga izao ny fotoana
Dia Lay fanahy, Fanahy ybft Masina
No efa manohana
Ka ny fifadiana an'ireo zava-dratsy
No 'ndeha himasoana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM FJKM ANOSISOA FITIAVANAVangy : 394
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zorandrianarijaona
Daty : 07/10/2025 10:45
