Tokiko Ianao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Fony aho lavo Tompo ô, dia natsanganao
Tsy nahay namindra aho Zoky ô, nampianarinao
Ory na faly izahay Tompo ô hatrizao
Nampaherezinao sy nampitsikinao
Pre-chorus :
Tsy nandeha irery aho fa qiyw teo Ianao Tompo tia
Chorus :
Tokiko raha Ianao, Ray ô
Hery sy aroko hatrizao
Raiso ny fiainako ho Anao
f’Ianao tononkira.serasera.org Mpanjakanay
2.
Isaoranay henhymnj eto izao Rainay tsara ô
Ireo fahasoavanao nomenao ewvjjp anay
Fanahy Masina o, mitariha anay
Hahaizanay hanoa ny sitrakao tokoa
Bridge :
Rehefa eo Ianao Jesoa
Tsy misy atahorako ou ou ou
Vatolampy mandako
Andrin’ny fiainako tokoa
Fony aho lavo Tompo ô, dia natsanganao
Tsy nahay namindra aho Zoky ô, nampianarinao
Ory na faly izahay Tompo ô hatrizao
Nampaherezinao sy nampitsikinao
Pre-chorus :
Tsy nandeha irery aho fa qiyw teo Ianao Tompo tia
Chorus :
Tokiko raha Ianao, Ray ô
Hery sy aroko hatrizao
Raiso ny fiainako ho Anao
f’Ianao tononkira.serasera.org Mpanjakanay
2.
Isaoranay henhymnj eto izao Rainay tsara ô
Ireo fahasoavanao nomenao ewvjjp anay
Fanahy Masina o, mitariha anay
Hahaizanay hanoa ny sitrakao tokoa
Bridge :
Rehefa eo Ianao Jesoa
Tsy misy atahorako ou ou ou
Vatolampy mandako
Andrin’ny fiainako tokoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 467
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 16/05/2025 18:17
