Tokiko Ianao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Fony aho lavo Tompo ô, dia natsanganao
Tsy nahay namindra aho Zoky ô, nampianarinao
Ory na faly izahay Tompo ô hatrizao
Nampaherezinao sy nampitsikinao
Pre-chorus :
Tsy nandeha irery aho fa teo Ianao Tompo tia
Chorus :
Tokiko raha Ianao, Ray ô
Hery sy aroko hatrizao
Raiso ny fiainako ho Anao
f’Ianao Mpanjakanay
2.
Isaoranay eto ccyoml izao Rainay tsara rrizs ô
Ireo fahasoavanao nomenao tononkira.serasera.org anay
Fanahy Masina o, mitariha anay
Hahaizanay hanoa ny sitrakao tokoa
Bridge :
Rehefa eo Ianao Jesoa
Tsy misy ucrvzaad atahorako ou ou ou
Vatolampy mandako
Andrin’ny fiainako tokoa
Fony aho lavo Tompo ô, dia natsanganao
Tsy nahay namindra aho Zoky ô, nampianarinao
Ory na faly izahay Tompo ô hatrizao
Nampaherezinao sy nampitsikinao
Pre-chorus :
Tsy nandeha irery aho fa teo Ianao Tompo tia
Chorus :
Tokiko raha Ianao, Ray ô
Hery sy aroko hatrizao
Raiso ny fiainako ho Anao
f’Ianao Mpanjakanay
2.
Isaoranay eto ccyoml izao Rainay tsara rrizs ô
Ireo fahasoavanao nomenao tononkira.serasera.org anay
Fanahy Masina o, mitariha anay
Hahaizanay hanoa ny sitrakao tokoa
Bridge :
Rehefa eo Ianao Jesoa
Tsy misy ucrvzaad atahorako ou ou ou
Vatolampy mandako
Andrin’ny fiainako tokoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 468
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 18:17
