Mamiko ny Teninao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Mandresy lahatra ahy ny teninao Jesosy Malala ô
Ilay tokana ato am-poko
Manoro lalana hizorako, fanilo hazavana mitsinjo ahy bjcb ety

Ref : Maminay zxikwgm tokoa ny Teny,
Mihoatra ny tantely ato am-bavako
Fa tena aina, famonjena,
Dia toky sy harena dvjo ho anay izao

Teninao izay tsy inona fa Ianao Jesoa
Tonga nofo ho anay Ilay Teninao ry Ray

2. Raha tojo tononkira.serasera.org adim-piainana aho indraindray
ka mila hitomany miondrika amin'ny tany
Ny Teninao no mampitraka ahy toky, fanantenana
Sy tanjaka ho ahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy
Visites : 704
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 18:15
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0146