Tokiko Ianao (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.
Fony aho lavo Tompo ô, dia natsanganao
Tsy nahay namindra aho Zoky ô, nampianarinao
Ory na faly izahay Tompo ô hatrizao
Nampaherezinao sy nampitsikinao

Pre-chorus :
Tsy nandeha irery aho fa teo Ianao Tompo tia

Chorus :
Tokiko raha Ianao, Ray ô
Hery sy aroko hatrizao
Raiso ny fiainako ho Anao
f’Ianao Mpanjakanay

2.
Isaoranay eto rqbbyun izao Rainay tsara ô
Ireo fahasoavanao nomenao anay
Fanahy riuzdict tononkira.serasera.org Masina o, mitariha anay
Hahaizanay hanoa ny sitrakao tokoa

Bridge :
Rehefa eo Ianao Jesoa
Tsy misy atahorako ou ou ou
Vatolampy mandako
Andrin’ny xgdsgbz fiainako tokoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy
Hits : 468
Likes : 1 Like
Created by : AndryNomenjanahary
Date : 16/05/2025 18:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0292