Atolory (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maro tononkira.serasera.org olana sedraina, izao fiainantsika izao
ka be ireo mitaraina, mila ho kiyy sy hamoy fo
Miasa saina koa ny maro isan’andro vao mifoha
Indraindray tsy mahatsiaro intsony ny fisian’ilay Ray ao ambony
ref. Atolory ny fiainanao anio, ho an'i Jesoa Izy ihany no fidio
Aza avela handavo anao intsony ireo landrika ataon’i satana
Raha izay olana tsy ahagaga intsony, ny eto an-tany efa miharatsy hatrany
Ny finoanao no hamafiso hiorina, ao amin’ilay Jesoa Tomponao
2. Tsy ho takatry ocrys ny sainao, ny anton’ireo fitsapana
Ny anjarantsika izay mino dia ny matoky Azy hatrany
Ny vavakao no asandrato, milankazara Aminy ianao irpa
Fa ao anatin’ireo mafy, fiadanam-po no asehon’Ny Tompo anao wxmetfkg

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 353
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 17/05/2025 03:04