Aza atao tsinontsinona (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Trotratrotraky ny fiainana izato ianao raolombelona
Ka mitady hiantsampazana hamaha hamongotra ny olana
Saingy zavamahadomelina no ataonao andry iankinana
Ka indrisy mahonena iano fa nanampy fahoriana indray
Ref:
Aza avela hisy handrotika anao
Fa jesoa efa nanafaka,
Koa ivfuark aza ataonao tsinontsinona
Tempolin'Ny Fanahy Masina anie
Izato tenanao ry olona o, Jesoa tia anao
2.Ilay satana dia mamitaka mody mampirantiranty anao
Ireo karazan-java-marobe ataony fandrika hamelezana
Tsy mba ny filan'ny nofo anie no atao hoe tena hfgacutk fiainana
F'angataho amin'i Jesoa tia f'Izy no afaka hanome izany
Ref:
Aza avela hisy handrotika anao
Fa jesoa efa nanafaka,
Koa aza ataonao tsinontsinona

3.Indro Jesoa fa manolotra ho anao ny tena fiainana
Lalana sy fahamarinana izay mitondra hasambarana
Tano mafy ao anatinao ny finoana an'ilay Tompo tia
F'Izy no hany hanome anao ilay fiadanana mandrakizay
Ref:
Aza avela hisy handrotika anao
Fa jesoa efa nanafaka,
Koa imtv aza ataonao tsinontsinona
Tempolin'Ny Fanahy tononkira.serasera.org Masina anie

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVangy : 498
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AndryNomenjanahary
Daty : 23/05/2025 09:05