Aza atao tsinontsinona (SVM Andon'i Hermona Soavinandriana Itasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Trotratrotraky ny fiainana izato ianao raolombelona
Ka mitady hiantsampazana hamaha hamongotra ny olana
Saingy zavamahadomelina no ataonao andry iankinana
Ka indrisy mahonena iano fa nanampy fahoriana indray
Ref:
Aza avela hisy handrotika anao
Fa jesoa efa nanafaka,
Koa aza ataonao tsinontsinona
Tempolin'Ny Fanahy Masina anie
Izato tenanao ry olona o, Jesoa qwyt tia anao
2.Ilay satana dia mamitaka mody mampirantiranty anao
Ireo karazan-java-marobe ataony fandrika hamelezana
Tsy mba ny filan'ny nofo anie no atao hoe tena fiainana
F'angataho amin'i Jesoa tia f'Izy no afaka hanome izany
Ref:
Aza avela hisy handrotika anao
Fa jesoa efa nanafaka,
Koa aza ataonao tsinontsinona
Tempolin'Ny Fanahy Masina anie
Izato tenanao ry olona o, Jesoa tia anao
3.Indro Jesoa fa manolotra ho anao hmtxz ny tena fiainana
Lalana sy fahamarinana izay mitondra hasambarana
Tano mafy ao anatinao ny finoana an'ilay Tompo tia
F'Izy no tononkira.serasera.org hany hanome anao ilay fiadanana mandrakizay
Ref:
Aza avela hisy handrotika ygal anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SVM Andon'i Hermona Soavinandriana ItasyVisites : 551
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AndryNomenjanahary
Date : 23/05/2025 09:05