Miverena (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Somebiseby izy e, sahirana kleb aho a
Somebiseby izy e ,nikaroka anao a
Fa ianao no nirifatra irnsyw nivaoka ny bala
Miverena fa miandry anao ny rainao malala an
Ref:Ianao anie malala tiany ary tsy foiny
Na dia maniratsira azy ary tsy ariny
Ndana makany fa izy anie tsy hibedy
Fitiavana tsisy otrizany ary no omeny
Hotsenainy amin'ny tambitamby ianao o
Hotsenainy amin'ny teny mamy ihany koa
Ho adinony ireo adalanao ,avelany ireo fahotanao
Dia ho raisiny tononkira.serasera.org ianao ,ho raisiny an-tanan-droa
2- prlerhzn Hiverina ihany ve sa mbola hiandry ah
Sa varina amin'ny rendrarendra
Ditra sy ny adalana
Tsara ihany fa tsy maharitra mandrakizay ah
Miverena e miverena ao an-dapan'ny Ray ah

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)Vangy : 349
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 19/10/2025 08:02