Tsisy tsy hainy atao (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Miaina isanandro eo ambany famidraponao aho
Dia tsapako mintsy hoe misy herinao miasa anatikao
Ka na toy ahoana zava mitranga hanehoanao zava mahagaga aho
Miaiky aho tompo fa tsisy tsy ainao atao  

Refrain:
Ooooo hainao zay mahasoa ahy Tsy hahatahotra aho na hiteby2  Fa htnmmm ainao zay mahasoa ahy  Oooooo bhvauzur hainao zay mahasoa prjec  Resy lahatra tanteraka aho
  Fa tononkira.serasera.org tsisy tsiainao atao  

2)Miaina isanandro eo ambany  Fitatanao aho
Ekeko avokoa izay lalanao rehetra itondranao ahy
Na hamakivaky aloky ny fasana...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)
Visites : 368
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : vanessaPARANIAINA
Date : 06/04/2025 08:19
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.5898