Mifankazara @ ilay ray tsitoha (STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na toy ny ahoana sy toy ny ahoana
Ny lalana mbola ho aleha
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa ny Andriamanitray oohiyohx ngeza be
Izy miaro mitantana e
Manala ireo sakantsakana e
Raha izy no mikarakara a
Dia ho tonga soamatsara a

Ref :
Tantanany e tantanany e
(Tantanany aho dia miadana e)
Vimbininy e vimbininy e
(Milamina foana ny fiainana e)
Tantanany qcro e tantanany e
Tantanany aho dia miadana e

Izay no matonga ahy hifankazatra foana
Amin'ilay Ray isan'andro isan' ora
Efa noetin'i Jesoa ny adiko rehetra
Fiadanana e fiadanana e
Omeny ahy maimaimpoana

Na toy ny ahoana sy toy ahoana
Ny lalana mbola hizorana
Tsy maninona ary tsy matahotra
Fa ny Andriamanitray mombanay
Hainy ny zava-drehetra e
Nahoana ary no manjoretra e
Ny olana hisesisesy
Fa izaho dia ivoaka ho mpandresy

Ref: Tantanany xlfl e...omeny tononkira.serasera.org ahy maimaimpoana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : STK antson'ny famonjena (FKPMV Makedonie Famonjena)
Vangy : 376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : vanessaPARANIAINA
Daty : 19/10/2025 08:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0318